|
|
|
|

Entry1  fitaika
Root  2  taika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran'ny zavatra mitaika na mipatraka, milatsaka mahalankalana: Ny fitaikan'ny patrakala.
Filatsahan'ny rano mahalankalana: Ny fitaikan'ny orana no nahatonga anay nandeha fa mbola mamy tokoa ny resaka.

Anagrams  5 

Updated on 2025/01/21