|
|
|
|

Entry1  fitaikotaiko
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomban'ny olona mitaikotaiko, izany hoe mamindra mitsiparaka na somary mievotrevotra noho ny hakevohana.
Root  4  taikotaiko

Updated on 2024/12/11