|
|
|
|

Entry1  fitaingenana
Root  2  taingina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiakarana na fipetrahana eny ambony zavatra: Noraran'i dada ny fitaingenana eny ambony hazo.
Fipetrahana eo ambony na ao anaty fiara mandeha: Mila fahaizana mampifandanja tsara ny lanjan'ny tena havia sy havanana ny fitaingenana bisikileta.
Explanations in English  5  [1.7] the act of riding astride, the act of riding
Explanations in French  6  [1.8] action de monter, spéc. à cheval ou à bicyclette

Updated on 2023/01/20