|
|
|
|

Entry1  fitaintainana
Root  2  taintaina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitebitebena amin'izay ho avy fa toa hisy loza ho tonga ihany: Tsy hita holazaina ny fitaintainanay teo am-piandrasana ny taratasinareo.

Updated on 2024/12/11