|
|
|
|

Entry1  fitakemorana
Root  2  takemotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fihemorana, fiverenan-dalana noho ny henatra na tahotra: Tsy mendrika ny olona manan-kerimpo ny fitakemorana.

Updated on 2023/01/05