|
|
|
|

Entry1  fitakizinana
Root  2  takizina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fitoerana amin'ny maizina: Itondray jiro haingana, ry Bozy, fa lalina ity fitakizinana ity! [1.1]

Updated on 2023/01/05