|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitakona
Root  2  takona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetran' izay mitakona, miafina [1.1]

Entry (2/2)5  fitakona
Root  6  takona
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  bao filanjana entana
9  filanjana, fitondrana maratra, marary, maty [Taisaka] [1.78]
10  filanjana [Tanosy] [1.78]
11  Fomba entina mibata zavatra indray miaraka [1.1]
Explanations in English  12  [Mod. s. from mitakona (takona II.).] A palanquin. (Prov.) [1.2]
Explanations in French  13  bois dont on se sert pour porter [Taisaka] [1.82]
14  brancard [Tanosy] [1.78]
Analogs  15  fitakonana

Anagrams  16  fiantoka, fikatona, fikotana, fitakona, fitokana, fitonàka, ifantako, nafitako, natafiko, natifako, nitafako, takofany

Updated on 2023/06/03