Entry | 1 fitalapetrahana |
Root | 2 talapetraka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fipetrahana atao mivelatra ny lohalika roa ary miforitra manaraka izany ny ranjo ka mifanindry eo anoloana ny tongotra; fipetrahan'ny tongotra mifanaingina eo anoloana. [1.1] |
Explanations in French |
5 l'action de s'assoir en croisant les jambes, la cause, le lieu [1.3#656] |
Updated on 2023/01/20 |