|
|
|
|

Entry1  fitampesonana
Root  2  tampesona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fangatahana sesilany, fitambezoana tsy miato manao hata-piso: Aoka izay ny fitampesonanao fa tsy hahazo na inona na inona amiko akory ianao.

Anagrams  5 

Updated on 2025/01/21