Entry | 1 fitampisahana |
Root | 2 tampisaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Firaiketana amin-javatra iray, fianianana akaiky dia akaiky, famitsahana ao ambadika, ao anaty...: Ny fitampisahany tao anaty ahitra no tsy nahitan'ny fahavalo azy. Fiafenana, fierena: Noho ny fitampisahany tao an-tranonay no tsy nahazoan'ny mpanenjika azy. |
Anagrams | 5 fitampisahana, mitsapa fanahy |
Updated on 2023/01/05 |