Entry | 1 fitangitrihana |
Root | 2 tangitrika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Filentehana ao anaty...: Ny fitangitrihan' ny lefona ao anaty tany Fiboiboihana, fifantsitsirana: Zava-mahagaga ny fitangitrihan' ny solitany avy any anaty tany |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |