Entry | 1 fitango |
Root | 2 tango |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mitango, izany hoe manapaka amin'ny tanana na amin'ny antsy ny ravina na ny laingon'ny anana; manapaka ny tongotra sy ny elatry ny valala. 5 Azo tangosana. [1.1] |
Anagrams | 6 fangito, fitango, fongati, fongaty |
Updated on 2023/01/20 |