|
|
|
|

Entry1  fitangoronana
Root  2  tangorona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fivoriana betsaka manodidina tsy misy filaharana na filantoana: Endre izany fitangoronan'ny ankizy teo amin'ilay mpampiseho majika.
Explanations in French  5  [1.3#672] L'action de se grouper tout autour, le lieu, la cause

Updated on 2024/12/11