|
|
|
|

Entry1  fitaninana
Root  2  tanina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fipetrahana mitodika amin'ny afo na ny masoandro mba hahazo hafanana: Anisan'ny zavatra ankafizin'ny antitra ny fitaninana andro. [1.1]

Updated on 2023/01/20