Entry | 1 fitanisana |
Root | 2 tanisa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana tanisa. 5 Fanononana tsirairay: Hain'Ikoto ve ny fitanisana ny anaran'ny olona ao anatin "ny fianakaviana? 6 Filazalazana antsipiriany, famisavisana: Tsy naharitra aho fa nihataka tsy ta handre ny fitanisany ny fahoriany. [1.1] |
Compound words |
|
Anagrams | 8 fanitsiana, fitanisana |
Updated on 2023/01/20 |