Entry | 1 fitankosinana |
Root | 2 tankosina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fihosinkosinana, fanafotetahana loto amin'ny tena: Oadray ity fitankosinan'ny zanakao amin'ny vovoka, Rasoa! Fifanosonan-javatra matevina izay toa manjary loto hafahafa: Ny fitankosinan'ny fotaka amin'ny akanjo fotsy no karazan-javatra mahatsikaiky indrindra. |
Anagrams | 5 anatsinkafony, fitankosinana, natsinkafonay, niafonantsika, niofanantsika |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |