|
|
|
|

Entry1  fitanondrehana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiondrehan'ny loha noho ny alahelo, na ny hasasarana, na ny hanoanana: Hontsa aho nahita ny fitanondrehan'izy telo mianaka tsy nihinankanina hateloana.
Root  4  tanondrika

Anagrams  5  fitanondrehana, nifandrotehana

Updated on 2025/01/21