Entry | fitaomana (taona) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fitaterana, fitondrana hifindra toerana, fitondrana zavatra hangonina:
ny fitaomam-biriky no raharaha tamin'ny nanao ity tranon-tsekoly ity Fitarihana: Aza avela ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay! [1.1] | ||
Explanations in French | Action de charrier, encouragement [1.3] | ||
Compound words |
| ||
Anagrams | fitaomana, manafitoa |
Updated on 2024/03/09 |