Entry | 1 fitaovana |
Root | 2 tao |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fiomanomanana toy ny ho any an' ady, izay rehetra entina manomana ady: fiadiana, hanina, vatsy: Feno fitaovana tratran' ny polisy tao an-tranon-dRabe 5 Izay rehetra entina miasa: Misy mpianatra tsy manana penina, pensily, solaitra; ahoana izany tsy manam-pitaovana izany [1.1] |
Explanations in English |
6 [Rel. s. from mitao (tao).] All the preparations made in waiting for the enemy, food, weapons, etc. [1.2] 7 arms and supplies for war; instruments, equipment [1.7] |
Explanations in French |
8 matériel [1.8, 1.13] 9 armes et matériel de guerre ; instruments [1.8] 10 appareil [1.13] |
Examples |
11 Ireto avy ny fitaovana ilaina. [2.117#] 12 Namboatra fitaovana maro samihafa izy. [2.445#] 13 Dia tandremo tsara ny fanjakana ny fitaovana aza hadinoina. [2.366#] |
Vocabulary |
14 Tools 15 Military |
Compound words |
|
Anagrams | 20 afa-tavony, fiavotana, fitaovana, tafaviona |
Updated on 2024/11/10 |