|
|
|
|

Entry1  fitarainana
Root  2  taraina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fimenomenonana: Tsy hita hohenoina daholo ny fitarainan'ny mpianatra noho ny habetsahan'ny lesona sy ny enti-mody.
5  Alahelo: Henonao izao ny fitarainan'ny rahalahinao.
6  Fitolokoana amana fitoreovana: Mahatorotoro fo ny mandre ny fitarainan'io mahantra io.
7  Fitoriana: Nandefa fitarainana tany amin'ny fanjakana aho noho ny fanalam-baraka nafitsony ahy. [1.1]
Explanations in English  8  [Rel. s. from mitaraina (taraina).] A complaint. [1.2]

Anagrams  9  fitarainana, nitarafanay

Updated on 2023/01/05