|
|
|
|

Entry1  fitarihana
Root  2  tarika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fandroritana, fisintonana: Naharary ahy ny fitarihany ahy tamin' ny sandriko
Fanaovana izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena: Fitarihan' ny soavaly ny kalesy
Fitondrana: Eto no manomboka ny fitarihana ny rano ho ao an-tanàna
Fanoroana lalana: Fitarihana olona any anaty ala
Fitaomana: Ikezaho ny fitarihana ny namana ho amin' ny tsara
Fanaingana, fanentanana: Anao ny fitarihana ny fivavahana anio
Fibaikoana: Nomena ny Kolonely ny fitarihana ny tafika
Explanations in French  5  [1.13] entraînement
Vocabulary  6  Technology
Compound words 

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21