|
|
|
|

Entry1  fitaterana
Root  2  tatitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitondrana, fitaomana olona na zavatra imbetsaka miverimberina: Fiarakodia fitaterana mpianatra
Explanations in French  5  [1.13] transport
Examples  6  Tadidiko teo ilay fiarabe fitaterana hitako halina. [2.4#]
7  Manaraka ao ary kelikely ny fitaterana sy ny akanjo izay saika sahala. [4.27#]
Compound words 

Updated on 2024/12/11