Entry (1/2) | 1 fitatitra |
Root | 2 tatitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mitatitra, izany hoe mitondra, mitaona imbetsaka miverimberina [1.1] |
Explanations in French |
5 Manière de transporter des objets en faisant plusieurs voyages ou plusieurs étapes [1.3#688] |
Entry (2/2) | 6 fitatitra |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 ozatra fotsy mitondra fandrenesana mankany amin'ny atidoha dia mitondra ny baiko mankany amin'ny faritra voakasika [1.13] |
Explanations in French |
9 nerf [1.13] |
Vocabulary |
10 Biology |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/25 |