|
|
|
|

Entry1  fitazonana
Root  2  tazona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fihazonana mafy: Ny fitazonana ilay tady no nahavonjy azy.
5  Fitanana: Tsy nanaiky ny fitazonana azy ho mpangalatra izy.
6  Fanagejana tsy hihetsiketsika: Raharaha lehibe indraindray ny fitazonana ny zaza farana.
7  Tsy famelana handeha na hiala: Samy nanao izay afany daholo ny olona rehetra tamin'ny fitazonana azy, fa tsy nety nijanona izy. [1.1]

Updated on 2023/01/05