Entry | 1 fiteboka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.62] fiasana lavalava marani-doha ny ilany ary misy faritra azo ikapohana azy amin' ny tantanana ny ilany hilentehany kely ao anaty metaly sy ahazoana dian-teboka. Ilaina io dian-teboka io mba tsy hampikaviavia sy hampisolifatra ny kamositra rehefa manomboka mandavaka |
Root | 4 teboka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |