Entry | 1 fitepotepoana |
Root | 2 tepotepo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fipepehana, fidondonana moramora, fiemponemponana: Nohenoin' ny dokoterany fitepoan' ny fony, ny fitepon' ny fony, nefa indrisy tsy henony intsony |
Explanations in French |
5 [1.13] pulsation |
Synonyms | 6 fitepotepo |
Updated on 2024/12/11 |