Entry | 1 fiteronteronana |
Root | 2 teronterona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fipetrahana amin' ny toerana avo milingilingy, fipetrahana mininginingina amin' ny toerana avo: Nitady an' Ikoto efa ho antsasak' adiny reniny fa tsy nahita azy; nony inona, akory ny fahagagany nahita ny fiteronteronany tery ambony hazo (na ny fiteronteronany terỳ ambony vato) 5 Fipetrahana amin' ny toerana mihaja ary mora tazana: Edre izany fiteronteronan' ilay mpandresy terỳ ambony filanjana raha nentina niditra ny tanàna [1.1] |
Updated on 2023/01/05 |