Entry | 1 fitetevana |
Root | 2 tete |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Filatsahana mitsltaitaika toy ny patrakala: Sarotra inoana fa ny fitetevan' ny ranonorana mandavan-taona no nahaloaka itỳ vatolampy itỳ 5 Toetran' ny zavatra, toy ny tafontrano, mamela ny rano hilatsaka mitsitaitaika toy ny patrakala: Amboary haingana itỳ tafo itỳ fa mety hanimba ny valindrihana ny fitetevan' ny tafontrano. / Mandena ny lohan' ny mpantsaka ny fitetevan' ny siny [1.1] |
Updated on 2023/01/05 |