|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitetika
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mitetika, na mandidy, manapatapaka zavatra atao madinika izany na mieritreritra zavatra mialoha ka maka ara-keviny izay mety ho fandehany, na mikasa hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika
Azo tetehina
Root  4  tetika

Entry (2/2)5  fitetika
Part of speech  6  noun
Explanations in French  7  [1.19] [Tankarana] grand couteau ; bêche.
Synonyms  8  fitetiky

Updated on 2024/12/11