Entry (1/2) | 1 fitezotezo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny lehilahy tsy miakanjo, miboridana; fihanjaka; fiboridanana |
Root | 4 tezotezo |
Entry (2/2) | 5 fitezotezo |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Toetran' ny olona na zavatra lava mahia, lava marotsaka: Oadray ity fitezotezon' ny zanakao lahy! |
Root | 8 tezotezo |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |