|
|
|
|

Entry1  fitifirana
Root  2  tifitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Famelezana amin' ny basy, tafondro, tsipika: Tsy niato ny fitifiran' ny fahavalo
Famelezana, fanaratsiana: Loza ny fitifiran' ireo mpialona ahy fa tsy ahoako

Anagrams  5 

Updated on 2025/01/21