|
|
|
|

Entry1  fitobahana
Root  2  tobaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fitopazan' ny rano fzay mihoa-pefy: Ny fitobahan' ny rano amin' ny siny. / Mikisaha fa tsy hitahita akory ny fitobak' iny rano mangotraka entin' Ikoto iny
5  Habetsahana sesehena: Endre izany fitobahan' ny vary ao an-tsena! Fararano tokoa ny andro [1.1]
Synonyms  6  fitobaka

Updated on 2023/01/20