Entry | 1 fitoina |
Root | 2 fito |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Zaraina fito: Fito mianadahy izahay ka tokony hofitoina izany ny lova napetrak' i dada sy neny [1.1] |
Explanations in English |
5 to be divided into seven. [1.2] |
Explanations in French |
6 qu'on partage en sept [1.3] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 afintio, afotiny, fitoina, fitonia, ifitoan, nifitoa |
Updated on 2023/01/20 |