Entry 1/2 | fitokiana (toky) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fametrahana fanantenana: Manàna fitokiana an' Andriamanitra lalandava Fananana toky: Olona mendrika fitokiana iny lehilahy iny Fiankinana, fianteherana: Malefolefo ny fitokiana amin' ny haren' ny tany [1.1] | |
Entry 2/2 | fitokiana (toky) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Famosaviana, famorehana [1.1] | |
Anagrams | fitaonika, fitokiana, taifinoka |
Updated on 2020/07/31 |