Entry 1/2 |
fitokonana
(tokona)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fihenahenana tsy mety miala amin' ny toerana misy ny tena: Nokapohina, novelezina: tsy nisy nampihontsona ny fitokonan' ilay omby izany [1.1]
|
Explanations in English | Obstinacy [1.7]
|
Explanations in French | L'obstination, le motif, le lieu [1.3]
|
| Entêtement [1.8]
|
|
Entry 2/2 |
fitokonana
(tokona)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fihenahenana tsy mety miasa: Efa naharitra hadimiana izao ny fitokonan' ny mpiasa amin' ny Paositra [1.1]
|
Explanations in English | A strike by laborers [1.7]
|
Explanations in French | Grève des ouvriers [1.8]
|
|