Entry | fitondrahana (tondraka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fihoaram-pefy: Mahalonaka ny tany manodidina ny fitondrahan' ity renirano ity Fanaranam-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Teneno ny mpiandry ombinareo fa mahavoasazy ny fitondrahan' ny biby eny amin' ny volin' olona [1.1] | |
Anagrams | fihondratana, fitondrahana |
Updated on 2023/01/20 |