Entry | fitondraka (tondraka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomban' ny rano mitondraka na mihoa-pefy: Mahatsiravina ny fitondrak' itỳ rano itỳ Fomban' ny biby mitondraka, izany hoe manarampo miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Oadray izany fitondraky ny ombinareo eny an-tanimbolinay! [1.1] | |
Anagrams | fandrotika, fitondraka |
Updated on 2023/01/20 |