|
|
|
|

Entry1  fitontohitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra mitontohitra, izany hoe mitohy misesy tsy mitsahatra, mifandimby tsy an-kijanona: Ny fitontohitry ny fahoriana no nahatonga ny Ntaolo hanao ilay ohatra hoe: Sorona afon' ikala adalo, ka ny aloha tsy lany, ny aoriana asesika ihany
Root  4  tontohitra

Updated on 2024/12/11