|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitoroka
Root  2  toroka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  fiampangana, filazana ampahibemaso ny heloka na hadisoana natao tany amin'ny takona [Tanala] [1.78]
5  Fomba entina mitoroka, izany hoe miampanga tsy marina, manendrikendrika [1.1]
Explanations in French  6  ce qu’on peut imputer faussement, manière de faire de fausses imputations [1.3]

Entry (2/2)7  fitoroka
Root  8  toroka
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  Volotsangana na vakin-kazo lava marotsaka apetraka manaraka ny lavan' ny lohatrano ka atao mifanelanelana aminy amin' ny trano tafo herana [1.1]
Explanations in French  11  bambous placés entre les chevrons et servant de lattis dans les toits [1.3]
12  chevron [1.13]
Vocabulary  13  Economy: buildings, public works

Anagrams  14  fitoroka, otrik' afo, trafoiko

Updated on 2020/07/31