|
|
|
|

Entry1  fitoviana
Root  2  tovy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fifanahafana, fifandraikana, tsy fahasamihafana: Misy fitoviana amin' izy roa lahy ireto
Explanations in English  5  [1.7] equality
Explanations in French  6  [1.8] égalité; ressemblance
Examples  7  [2.424#] Ny tsy fitoviana kely dia ara-dalàna eo amin'ny olona.
8  [2.114#] fahazoana fitoviana eo amin' ny fiainana ara-batana lavorary.
Compound words 

Updated on 2024/12/11