|
|
|
|

Entry1  fitrabarana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Filentehana, fitsofohan' ny zava-maranitra ao anaty nofo na zava-malemy hafa: Ny fitrabaran' ny benitra eo amin' ny tratran' ny fahavalo
Root  4  trabaka
Synonyms  5  fitrabahana

Updated on 2024/12/11