|
|
|
|

Entry1  fitrangana
Root  2  tranga
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fisehoana lany, izany hoe ilany fotsiny aloha no hita: Tsy misy mahafinaritra ohatra ny fitrangan' ny volana avy ao anaty ranomasina
5  Fisehoana tampoka: Ny fitrangandRabe teo ampovoan' ny sakafono nanapa-kota anay
6  Fisehoan-javatra voalohany, fiandohana: Tantarao ny fitrangan' ny rotaka [1.1]
Compound words 

Anagrams  8  fanatringa, fitrangana

Updated on 2023/01/05