Entry | fitranitrany (tranitrany) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetran' ny zavatra mitranitrany, izany hoe mitringitringy maranitra: Mahonena ny mijery ny fitranitranin' ny taolan-tehezan' itỳ zaza tsy mahita hanin-kohanina itỳ [1.1] | |
Anagrams | firantiranty, fitranitrany |
Updated on 2023/01/05 |