|
|
|
|

Entry1  fitratreva
Root  2  tratreva
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mitratreva, izany hoe mandeha mahery setra manimba izay sendra azy; fitrifantrifana; fivatravatra

Updated on 2024/12/11