Entry | 1 fitrohana |
Root | 2 troka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fisintonana amin' ny orona na ny vava amin' ny alalan' ny rivotra: Ampianaro ny zandrin' ise fa tsy hainy ny fitrohana ny tsoka amin' ny taolana [1.1] |
Explanations in French |
5 aspiration, absorption [1.13] |
Anagrams | 6 fanohitra, fitrohana, hanifotra, hifatoran, hofantari, hofaritan, hotarafin, nafahitro, nahifotra, nifohatra, nihafotra, Ny hafatro |
Updated on 2023/01/20 |