Entry | 1 fitronana |
Root | 2 trona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Famoaham-peo tsy faly toy ny manerona: Ny fitronan' ny kisoa 5 Fisatrasatrana tsy avy miaina: Tsy te hihaino ny fitronan' ny olona marary mafy aho [1.1] |
Anagrams | 6 fanonitra, fiantrano, fitronana |
Updated on 2023/01/05 |