|
|
|
|

Entry1  fitrosinana
Root  2  trosina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fihotsahana, firodanana: Ny fitrosinan' ilay tamboho no nahatapaka ny lalana mankany aminay
Fianjerana miantoraka any anoloana ka ny loha no mipoka aloha amin' ny tany: Vaky ra ny handrin' i dadabe noho ny fitrosinany tamin' ny tany
Fiambezoana mafy: Tsy anerany ioatra ny fitrosinan' itỳ zaza itỳ amin-dreniny
Fikohafana izaitsizy: Tsy mahita tory mihitsy aho amin' ny fitrosinan' io marary io rahalina
Explanations in French  5  [1.3#746] l'action de dégringoler, de demander

Anagrams  6 

Updated on 2025/01/21