|
|
|
|

Entry1  fitrotrongy
Root  2  trotrongy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomban' ny olona mitrotrongy, izany hoe mianjera mandroso any anoloana: Ratsy ilay fitrotronginy izay fa sendra teo ambony vato indrindra izy no nianjera

Updated on 2024/12/11