|
|
|
|

Entry1  fitsabo
Root  2  tsabo
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina mitsabo, izany hoe mikarakara marary amin' ny fanomezana fanafody azy sy mikajakaja azy mba ho sitrana
5  Azo tsaboina [1.1]
Examples  6  Raha tsy afaka atao ny fitiliana dia aleo tsaboina araky ny fomba fitsabo ny angatra ihany ilay olona. [2.424#]

Updated on 2023/04/14