|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitsako
Root  2  tsako
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mitsako, izany hoe manapotipotika amin' ny nify ao am-bava: Hafa kely ny fitsakon' ny omby
Azo tsakoina: Ny rano tsy fitsako

Entry (2/2)5  fitsako
Part of speech  6  noun
Explanations in French  7  [1.196] (de tsako : onomatopée, bruit des mâchoires lorsqu'on chique le tabac). Tabac à chiquer, à mâcher : Nicotiana tabacum L. (Solanaceae). [Sakalava]
Vocabulary  8  Botany
Scientific name 

Anagrams  10  afitsok, fikatso, fitsako, fitsoka, fokatsy, kafotsy, tsakofy

Updated on 2023/01/20